· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Febroary, 2009

Palestina : Ny tantaran'ilay “martiora” avy any Gaza

  20 Febroary 2009

Mangirifiry ny fahafatesan'ny olona akaiky anao, nefa atao ahoana no hahazaka ny fahoriana raha ilay olona no naniry ny ho faty ? Ilay mpitoraka bilaogy avy any Gaza, Samaher Al Khazandar no nanoratra mikasika ny zanak'anabaviny antsoina hoe Mu’min Musa Al Khazandar, izay nanaraka ny miaramilan'ny Hamas, ary nanapa-kevitra fa...

Ejipta : tsy mitsahatra ny fisamborana ireo mpitoraka bilaogy

  13 Febroary 2009

Mbola lasibatry ny mpitandro ny filaminana sy ny manam-pahefana hatrany ny mpitoraka bilaogy Ejiptiana. Nandritra ny herinandro fotsiny izao dia efa mpitoraka bilaogy 2 no voasambotra. Ny nanombohan'ny tantara anankiray amin'ireo dia ny diabe natao hoe “ho any Gaza” nokarakarain'ny mpanao pôlitika mahery fihetsika 14 avy any Ejipta, Etazonia, Angletera,...

Israely: Tatitry ny Rosiana iray, mpanao gazety an-tsary

  03 Febroary 2009

Dmitry Kostyukov (LJ user kostyukov), mpanao gazety Rosiana, dia mamita iraka any Israely amin'izao fotoana izao. Tamin'ny volana Aogositra 2008, nandrakotra ny ady tany Osetia atsimo izy, ary ity misy fampisehoana mandritra ny 6 minitra ny sary nalainy tany: Hatramin'ny namoahany iny sary iny tao amin'ny blaoginy tamin'izy efa tany...