· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Oktobra, 2008

Palestina: Tolokon'i Jerosalema

  06 Oktobra 2008

Mitanisa ny zavatra mahakivikivy azy tao ho ao izay iVika, izay monina any Jerosalema, ary anisan'izany koa ny  zavatra vao najoro vao haingana: “Mihatra amin'ny taolana ny maharary ahy tamin'ity volana ity raha vao fantatro fa hay ity katrokatroka sy ny tombotomboka mafy dia mafy re nandritra ny fotoanan'ny hafanana...