· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Mey, 2008

Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey

  14 Mey 2008

Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.