· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Marsa, 2008

Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano

  28 Marsa 2008

(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo !) Sary nindramina tamin'i Ragesh Vasudevan Iarahana mahafantatra ho fandevonana zava-drehetra, labieran'ingahy Adam [Adam's Ale], ranom-boakazom-panjakana [government juice], sôdan'ny mahantra...

Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao

  26 Marsa 2008

Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka” mbola mitohy hatramin'izao ny ady ao Irakl, mampivarahontsana ny olon-tsotra maro maneran-tany. Anatin'ity lalan-dra ity, Global Voices Online no hamoaka...

Siria:Toherinay ny fibodoana

  12 Marsa 2008

Yazan Badran GVO dia iray amin'ireo rohin-tserasera mamiko sady faly aho ho isan'ny Global Voices Advocacy sy ny tetikasa Lingua Arabic. Manantena aho fa samy hahita izay sahaza azy amin'ny hafatra alefako na ny Siriana mpiblaogy na ireo mpamaky azy.Yaman Salahi, mpianatra iray ao amin'ny UC Berkeley ary mpikatroka mavitrika...