Mitanisa ny zavatra mahakivikivy azy tao ho ao izay iVika, izay monina any Jerosalema, ary anisan'izany koa ny zavatra vao najoro vao haingana: “Mihatra amin'ny taolana ny maharary ahy tamin'ity volana ity raha vao fantatro fa hay ity katrokatroka sy ny tombotomboka mafy dia mafy re nandritra ny fotoanan'ny hafanana ity ka fanombohan'asa fananganana rindrina hanodinana tanàna kely iray hanasarahana azy amin'i Jerosalema sy izay manodidina azy.”
#
Mpandika Pissoa
· 6:02 pm
· Palestine

Hafaliana no nitsenan'ny palestiniana ny famotsorana ireo voafonja 199 tany Israely. Tamin'ny Alatsinainy no nambara ny famotsorana azy ireo, ary mety nokendrena hifanindry amin'ny fahatongavan'i Condoleezza Rice any Israely.
Efa imbetsaka moa no nahemotry ny mpanatanteraka Israeliana ity famotsorana ireo voafonja ity ary nanao fifidianana telo izy ireo mikasika ity raharaha ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 10:53 am
· Egypt · Palestine
Very olo-manga teo amin'ny lafiny kolotsaina telo be izao ny tontolo Arabo tao anatin'ny iray volana ; dia i Dr Abdel Wahab El Miseiri, filozofy sy ilay mpamokatra sarimihetsika Youssef Chahine samy avy ao Ejypta - ary ny poeta palestiniana Mahmood Darwish. Izay no resahin'i ElGharep, na The Stranger, mpitoraka ...
0 hevitra · Tohiny »
“Mahomby amin'ny ady atao amin'Isiraely ny Hezbollah fa mandamoka kosa amin'ny tolona ifanandrinany amin'ny mpifaninana aminy ao an-tanindrazany. Ny Hamas indray tsy mahovoka amin'ny ady ifanaovany amin'Isiraely fa mandravarava kosa rehefa miady amin'ny mpiray tanindrazana mifaninana aminy,” hoy ny fanamarihan'ny The Angry Arab News Service.
#
Mpandika avylavitra
· 6:52 pm
· Israel · Palestine
Ny arabo irery ihany no mpampihorohoro … no vakin’ny lohahevitra ao amin’ny bloagy live from occupied palestine. Ny mpitoraka blaogy dia mindrana ny pejy voalohany mivandravandra (La Une) avy amin’ireo gazety israeliana sy vahiny taorian’i Husam Dwayat Taysir, Palestiniana iray monina ao Jerosalema, nitondra bulldozer iray namakivaky lalambe iray ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 8:22 pm
· Israel · Palestine

I Mohammed Omer dia mpanao gazety mbola herotrerony avy o Rafah, any Gaza. Vao herinandro maromaro lasa izao dia nahazo ny loka "Martha Gellhorn Award" izy noho ny fanadihadiana nataony mikasika an'i Gaza, raha vao 24 taona monja. Tamin'ny fiverenany nefa dia notazomin'ny Shin Beit i Omer, ary tapak'andro taorian'io ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:30 am
· Israel · Palestine
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa.
Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa Palestiniana iray, dia naka lahatsary ireo olona misaron-tava izay nidaroka sy nanao herisetra ny sasany amin'ny fianakaviany, vokatr'izany dia nanokatra fikjatsahana ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 6:42 pm
· Palestine
Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 4:07 pm
· Bahrain · Egypt · Iraq · Jordan · Palestine · Yemen
Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana, Iraka, Palestina, Bahran sy Yemena.
Hareega, jordaniana mpitoraka blaogy, izay mpitsabo no anton'asany, dia mitatitra 'resaka manafintohina nifanaovany tamin'olom-pantany iray momba ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 6:23 pm
· Israel · Palestine
Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG - PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no lohatenin'ny tahirin-kevitra iray nosoratan'i Hiyam Hijazi-Omari sy Rivka Ribak. Ny fampiasan'ireo tovovavy any Israely ny finday moa no nanaovan'izy ireo ...
0 hevitra · Tohiny »
Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany...
-
Y sin embargo, algunos todavía creemos que un mejor país es pos...
Tohiny »