Tantara mikasika ny Oman tamin'ny Septambra, 2008
Oman:Ramadany hafa kely
Hisaina angamba ianao hoe ny tontolon’ny fitorahana bolongana avy aty Oman tao ho ato dia nifantoka betsaka tamin’ny resa-pivavahana sy ny iray volana masin’ny Ramadany, nefa somary mahazendana ihany fa betsaka amin’ireo hafatra no tsy misy ifandraisany velively amin’ny Ramadany. I Muscat Confidential mpitoraka blaogy mpandranitra [amin’ny teny anglisy] dia...