Momba Soratra misongadina Oman
Oman:Ramadany hafa kely
Hisaina angamba ianao hoe ny tontolon’ny fitorahana bolongana avy aty Oman tao ho ato dia nifantoka betsaka tamin’ny resa-pivavahana sy ny iray volana masin’ny Ramadany, nefa somary mahazendana ihany fa betsaka amin’ireo hafatra no tsy misy ifandraisany velively amin’ny Ramadany.
I Muscat Confidential mpitoraka blaogy mpandranitra [amin’ny teny anglisy] dia ...
2008-10-02
Bahrein : Tendrombohitra any Ecosse sy any Omana
BuZain mpiblaogy avy any Bahrein no manao fampitahana ara-tsary ny mahasamihafa ireo tendrombohitra any Ecosse sy any Omana. Ato jerena raha tianao ho fantatra izany fahasamihafana izany.
2007-10-21
Topi-maso Arabo : Aorian'ny Facebook, Miala any ny Hatebook
Aorian'ny Facebook [bokin'ny endrik'ireo tapaka sy namana], miala any ny Hatebook [bokin'ny fankahalana]. Indreto blaogy roa avy any Tonizìa sy Omana mizara ny fomba fijeriny ireto vohikala vaovao - Hatebook.com sy Hatebook.org ireto.
Sarin'ny hatebook.com nindramina tamin'ny Sleepless in Muscat.
Tonizìa :
Ny blaogy Subzeroblue avy any Tonizìa dia manazava izay fampiasana ...




