· Janoary, 2010

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Janoary, 2010

Mpanoratra misongadina: Hisham

  17 Janoary 2010

Amin’ny maha dokoterra monia sy miasa any Frantsa azy, i “Hisham” (Hisham Khribchi) dia iray amin’ireo mpikambana mpanorina ny vohikala Talk Morocco, izay miezaka ny ho seha-pifanakalozana handrisihana ny fifampiresahana avo lenta, misokatra ary mendri-kaja momba ny olana mahakasika an’I Maraoka sy ny Diaspora