· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Oktobra, 2009

Maraoka: Rehefa tsy sivana dia fandraofana

  08 Oktobra 2009

Nanoritra ny làlany teo amin'ny tontolon'ny blaogy ilay kisarisary Ny minisitry ny Atitany Maraokana dia nanapa-kevitra ny hitory ny gazety mpivoaka isan'andro amin'ny teny Arabo Akhbar Al Youm noho ny famoahana sariitatr'ilay Printsy vao nanambady, Moulay Ismail. Tao amina fanambarana ofisialy, no namaritan'ilay minisitra ilay sariitatra ho “manimbazimba ny fianakavian'ny...