· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Desambra, 2008

Palestina: Ny andro nahalatsahan-drà be indrindra hatramin'ny 1967

  29 Desambra 2008

Dia nanomboka toy ny andro “mahazatra” ihany ny tao Gaza. Fa tamin'ny folakandro, na izany aza, mazava be fa ny 27 Desambra dia ho tsarovana manokana ho ilay andro nahalatsahan-drà be indrindra tamin'ny fifandonan'i Palestina sy Israely hatramin'ny taona 1967. Na dia ny Hamas aza no tena lasibatra nokendren'ny tafika...