· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Janoary, 2008

Obama sy ny fivavahana

  26 Janoary 2008

“Soa fa  nisy Barack Obama, mba hamaritan'ny Islam indray ny antsoina hoe “mpino” araka ny voambolana Silamo, na mila mieritreritra amin'ny famaritana vaovao anononana ny antsoina hoe ‘foko Miozolmana’ indray ny fianakaviambe iraisam-pirenena (na ny tontolo manerantany araka ny dika manta) mba ampifanarahana ny olana miatrika ny raharaha manokana ampiharina amin'iMr....

Maraoka: Vaovao farany mikasika ny sivana

  26 Janoary 2008

Taona nisavoritaka ho an’ny fahalalahana anivon’ny aterineto maraokana ny 2006, noho ny fisian’ny vohikala voatohana tsy hipoitra. Mbola tsy tsara noho izany koa ny taona 2007 raha zara fa navela notopaza-maso tsindraindray indray ny vohikala azo nojerena mandava-taona teo aloha. Moi, dans tous mes états (fr) no namintina  tamin’ny lahatsorany...

Maraoka: Diso lalana i Casablanca

  16 Janoary 2008

“isaky ny mitsidika an’i Casablanca aho, isan-taona na indroa isan-taona, dia hitako mihamitotongana amin’ny lafiny maro ny tanàna. Raha mihamaitso, mirindra , ary azo antoka kokoa ny tanàn-dehibe manerantany, dia ny mifanohitra amin’izany kosa no hita any Casablanca” Hoy ny nosoratan’ny Mpamaham-bolongana Maraokana Adilski.

Maraoka: Sisan-taolana 300 000 000 taona hita

  15 Janoary 2008

Nisy manampahaizana (mpikaroka) telo nahita sisan-taolana kankana (karazam-biby tsy mandady tongotra efatra) 300 000 000 taona tao atsimon'ny tanànan'i Zagora, Maraoka, hoy ny tatitry The View from Fez.

Marôka : Mitohy ny tolon'ireo Toaregy

  09 Janoary 2008

Ny blaogy Ghasbouba, monina any Marôka, dia manoratra sy manapariaka lahatsary [Frantsay] mikasika ny tolon'ny Toaregy [Touareg] hoan'ny fahafahana any Nizera sy Malia [Niger | Mali] : « Another way of getting rid of the Touregs of Niger and Mali is to exploit their lands through massive extractions of Uranium...

Maraoka sy ny fahafahan’ny bolongana

  09 Janoary 2008

Tsara laza ho iray amin’ny firenena maro silamo manerantany ho manam-pahalalahana indrindra i Maraoka. Mifanakaiky ny fitovian-jon’ny vehivavy amin’ny lehilahy, manam-pahalalahana kokoa ny fampahalalam-baovao , vitsy ny vohikala voarara, ary ankehitriny, dia afaka manoratra izay tsy azon’ny fampahalalam-baovao soratana ny Mpanabolongana, araka an’i Agence France-Presse (AFP) aza moa dia ny...