· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Desambra, 2007

Nampody ny masoivohony tany Senegal i Maraoka

  29 Desambra 2007

Blog politique au Senegal no nanoratra [fr] mikasika ny fanapahan-kevitry ny Mpanjakan'i Maraoka hampody ny masoivohony avy any Senegal noho ny fifanolanana momba ny Sahara andrefana: “Nanaitra ny hambom-pony (ny mpanjaka) angamba ny fahasahiana minisitra sosialista teo aloha nanohitra ny hevitry ny Marokana momba ny hoavin'ny sahraouis.” Jennifer Brea

Marôka : Krismasy any Maghreba

  17 Desambra 2007

Ny dia ny fivavahana Silamo aza no fivavahan'ny ankamaroan'ny mponina any Marôka ary na dia mbola herinandro faharoan'ny Desambra [Advento] aza isika dia manimanitra Noely sahady any an-toerana – fara-faharatsiny eo anivon'ireo mpiblaogy vahiny monina any Marôka. Ny blaogy Connie in Morocco, izay mpiasa an-tsitrapo “Peace Corps” dia miroaroa hevitra...