· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Maraoka tamin'ny Novambra, 2007

Marôka : Any Medinà i Leonardo Di Caprio

  29 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Marôkana Adliski dia mitatitra sy mampita sary tamin'ny nahitany ny mpilalao sarimihetsika Amerikana Leonardo Di Caprio mandakadaka baolina teny amorontsiraka sy mandehadeha mizaha-tany any amin'ny ivon-tanàna antitr'i Medinà. I Leonardo Di Caprio dia eo am-pitifirana ny sarimihetsika « Body of Lies » izay tontosain'i Ridley Scott any Marôka ankehitriny. Zendana ny mpametraka hafatra mahita...

Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro

  26 Novambra 2007

Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro any Afrika : « Maroc, Mauritanie et désormais Sénégal: la flambée des prix des produits alimentaires de première...

Marôka : Afrikana mandrato fianarana any Marôka

  14 Novambra 2007

Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra fa misy mandrato fianarana koa ireo Afrikana avy any Atsimon'ny Sahara tonga any Marôka : « Les jeunes Subsahariens ne viennent pas au Maroc seulement pour migrer vers l'Europe, mais aussi pour étudier. Désireux de s'ouvrir aux pays du Sud, le Maroc en accueille,...