· Mey, 2011

Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Mey, 2011

Tontolo Arabo: “Ny 2011 dia ho taona voamarika anatin'ny tantara”

  03 Mey 2011

Mety hoe vao volana May izao fa maro ny zava-nitranga nandritra ny volana vitsivitsy teo amin'ny tontolo Arabo. Taorian'ny vaovao omaly momba ny namonoan'ny Amerikana an'i Osama Bin Laden tany Pakistana, Saodiana atidoha nikotrika ny fampihorohoroana, mandinika ny taona nodiavina ireo mpandefa tweets.