Tantara misongadina momba ny Libya
Libia: Vehivavy, Mpanoratra, Mpanakanto
Raha ny fahitàna azy hatreto dia mbola tsy mahakasika ny tontolon’ny fitorahana blaogy libiana ny gripan-kisoa fa mino aho fa ny firesahana ny momba ny anjara toeran’ny vehivavy dia efa famakiana lay kosa.
Taorian’ny fitrandrahana blaogy libianina maro,
Highlander izay mandefa lahatsoratra momba ireo mpanoratra sy mpitoraka blaogy arabo/libiana dia mihevitra fa ...
2009-09-30
Tontolo: Mandefa ny lahatenin'i Gaddafi teo anatrehan'ny Firenena Mikambana amin'ny alalan'ny Tweet
Tamin’ny fanambarany voalohany nanoloana ny fivoriamben’ny Firenena mikambana, ny Filoha Libyanina Muammar Gaddafi dia nanenjika ny fotoana veriny. Ny fandraisany fitenenana dia in’enina amin’ny fotoana nomena hitenenana, nefa ireo mpitondra eran-tany tonga tao nihomehy sy nanoaka fotsiny. Any anaty Twitter, be ny fanehoan-kevitra navoakan'ireo mpampiasa izany momba ilay kabary.
2008-04-01
Libya : Inona loatra no dia itiavanao an'i Libya ?
Mpakasary Libyana i A. Adam izay manapariaka sarina hazondrofia an-tany hay no sady manontany :
this is Libya just like a palm tree in the desert.
just one question for libyan people like me, what makes u love Libya???
“Indro toy ny hazondrofia an-tany hay i Libya. Fanontaniana tokana no apetraka amin'ireo Libyana ...
2007-11-09
Afrika : Famerana ny “filàna ravinahitry ny manam-pahaizana any ivelany”
Tsy fototra olana fa voka-dratsy ny filan'ny manampahaizana Afrikana ravinahitra any ivelany, hoy ny mpiblaogy Omodudu :
« I now know that African think tanks are gathered in Libya trying to tackle the “The Brain Drain Issue” (Would definitely work for a movie title). I am glad that the word “managed” ...




