· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Marsa, 2013

Tontolo Arabo: Fifidianana Izay Ho Papa, Setroka Fotsy

  13 Marsa 2013

Niara-nitepo tamin'izao tontolo izao ireo Arabo mpisera anaty aterineto androany niandry vaovao mikasika izay ho Papa vaovao, izay hisolo toerana an'i Papa Benoit XVI. Ary vantany vao nivoaka ny setroka fotsy avy ao amin'ny Chapelle Sistine, manambara fa voafidy ny Papa, dia niainga avy any koa ny fanehoankevitr'izy ireo.