· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Mey, 2012

Fanamarihana Ny Voalohany Mey Manerana Ny Tontolo Arabo

  02 Mey 2012

Ekena ho andro tsy iasana ny May Day [Andron'ny Mey] na Fetin'ny Asa na Andro Iraisampirenena Ho an'ny Mpiasa any amin'ny firenena Arabo maro, ary manao fivoriana na fihetsiketsehana ny sendikà sy ny antoko maro hanomezam-boninahitra ny anjara toeran'ny mpiasa sy ho fitakiana ny zon'ny mpiasa.  Nanambara ny Vaomieram-Pirenena Tetezamita ao...