· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Avrily, 2012

Libanona: Fankalazàna Ny Alahadin'ny Sampandrofia Sy Ny Paska

  09 Avrily 2012

Fankalazana fety kristianina roa no notontosaina ny 8 avrily 2012 tany Libanona fa nankalaza ny Alahadin'ny Paska ny fiangonana manaraka ny fanisanandro Gregorianina raha mbola mankalaza ny Alahadin'ny Sampandrofia (Sampakazo) kosa ny fiangonana manaraka ny fanisanandro julien.