· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Avrily, 2010

Libanona: Fielezam-baovao any amin'ny tontolo arabo

  06 Avrily 2010

“Nihorohoro tamin'ny fanjakazakana tokan'ny teknolojia tandrefana ny Arabo tamin'ny 1991 (tifitra tsara kendry nasehon'ny CNN ohatra nefa tsy nampiseho ny fahavoazana mihatra amin'ny sivily tratran'izany)… Tamin'ny 2003 kosa dia nahazo ny fantsom-baovao iray amin'ny 32 hafa azo amin'ny zana-bolana Al Jazeera ny tontolo Arabo/Silamo hitatitra momba ny ady…Nampatahotra ny sivilizasiona...

Libanona: Feo voalohany voarahona

  05 Avrily 2010

Fantatra ary notsiriritina tany amin'iny faritr'i MENA iny noho ny fahalalahan'ny tontolo virtoaly (cyberspace) nananany i Libanona. Tsy dia izany loatra intsony nony nanamarika ny volana Martsa ny olan'ny sivana aterineto voalohany tao Libanona. Manome antsipirihany maro i Layal Al Khatib ao anatin'ity lahatsoratra ity.