· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Jona, 2008

Libanona: Fitsidihana tampoka nataon’i Condoleezza Rice

  24 Jona 2008

Ny Alatsinainy16 jona lasa teo, ny Sekreteram-panjakana Amerikana Condoleezza Rice dia nivahiny tampoka ora dimy tao Libanona. Nanambara izy ny fanohanan’ny governemantany ny filoha Libaney vao lany tsy ela akory izay, sy ny governemanta Libaney, ny mpitondra tenin’ny parlemanta ary ny rafitra demokratika ao amin’ity firenena ity. Nandritry ny ady...