· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Libanona tamin'ny Janoary, 2008

Libanona : Moa ve tena nitsahatra ny ady an-trano ?

  30 Janoary 2008

French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy : La guerre civile ? Mais a-t-elle réellement cessé? Peut-être que l’occupation syrienne du Liban n’était qu’une anesthésie locale et sa fin a libéré les...

Libanona : Manala sarona ny hetsik'i Hassan Nasrallah

  30 Janoary 2008

Manontany tena sady mamazivazy i Heuristiques Libanaises eo am-pijerevana ny sarin'i Hassan Nasrallah izay mampitandrina amin'ny fanandratana ny tondrony, raha manatrika ny fodiana sa ny fiposahan'ny masoandron'ny “fandresena avy amin'Andriamanitry”-ny antoko Hezbollah i Libanona : Lorsqu'il plastronne devant les foules ou les militants admiratifs, le sourcil froncé, le regard courroucé...

Libanona : “Ireo zanakisoa telo”

  14 Janoary 2008

Ms Leventine, any Libanona dia mindrana ilay angano fanta-daza “Ireo zanakisoa telo” mba hanambarana amintsika izay fomba fahitany ny toe-draharaha any Libanona ankehitriny : Once upon a time, there were three mighty little pigs called Sami, Hani and Rami. They lived in a big, beautiful forest. The water was abundant,...