· Marsa, 2014

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Marsa, 2014

Mitsinjaka Sady Faly I Koety

  09 Marsa 2014

Ravo i Koety fa manana ny kinovany azy manokana amin'ilay mozika an-dahatsary Happy an'i Pharrell. Jereo ny lahatsary raha te hahita ny fomba fandihizan'i Koety.