· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Aogositra, 2012

Koety: Ny Vahoaka No Mahalala Kokoa

  20 Aogositra 2012

Naneho ny esoesony momba ny fomba amam-panao taloha be amin’ny fanomezana fahefana feno ho an’ny zokiolona, na ny  Shaikh [Sheikh] ny mpiserasera  Koesiana. Ho famakiana izany fomba amam-panao izany, nisioka tamin’ny alalan’ny tenifototra #الشعب_أبخص‏ [ar], midika hoe “Ny Vahoaka No Mahalala Kokoa” izy ireo. Mpanolotra fandaharana amin’ny televiziona Koesiana iray...