· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Febroary, 2012

Koety: Nanjakan'ny Herisetra Ny Fifidianana Parlemantera

  04 Febroary 2012

Nahitana herisetra nandritra ny fifidianana antenimiera. Niteraka fahatezerana mpiray foko ka nahatonga fandorana ny tranolainy fanaovana fampielezan-kevitra ny fanavakavahana nataona kandidà iray antsoina hoe Mohammed Al-Juwaihel. Nampiasa ny fitaovam-pitateram-baovao marolafy i Mona Kareem.