· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Avrily, 2008

Koety: Omeo ahy fotsiny ny Espresso-ko

  26 Avrily 2008

Momba an’i Koweït eo an-dàlam-panarenana ny takaitran’ny tafiotra mahery tamin’iny herinandro lasa iny, ny mpitoraka blaogy G, ao amin’ny blaogin’i G, dia naneho sary roa momba ny fahavoazana tavela. Iray amin’ireny ity : … sy ny fanamarihana toy izao: Tonga maraina be mba hiasa aho androany, toy ny efa fahazàrako,...