The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Kuwait Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Kuwait

2008-08-13

Arabia Saodita : Fanandevozana ao amin'ny helodrano Persika

Tapa-bolana lasa izay dia nanao fitokonana sy fenehoan-kery ireo tera-tany Bangladeshy miasa ao Koety noho ny fahakelezan’ny karama omena azy ireo sy ny faharatsian’ny lalana mifehy ny asany. Taorian’io fitokonana io dia mahery ny 200 ny mpiasa noroahina tamin'ny asany. Ny hevitry ny mpitoraka blaogy Saodiana roa mikasika ny endriky ...

2008-06-26

Koety : Notafiana ny “Hard Candy”-n'i MadonnaPhotos post

Moey no mitatitra fa notafian'ny sampan-draharahan'ny Ministry ny Fampahalalam-baovao an-keriny ny sarin'i Madonna amin'ny raki-kira vaovao “Hard Candy” any Koety : Madonna’s album is being raped by Kuwaiti MOI [Ministry of Information], they basically forced leggings on her and took all the pictures off her CD booklet, it is a ...

2008-04-26

Koety: Omeo ahy fotsiny ny Espresso-koPhotos post

Momba an’i Koweït eo an-dàlam-panarenana ny takaitran’ny tafiotra mahery tamin’iny herinandro lasa iny, ny mpitoraka blaogy G, ao amin’ny blaogin’i G, dia naneho sary roa momba ny fahavoazana tavela. Iray amin’ireny ity : … sy ny fanamarihana toy izao: Tonga maraina be mba hiasa aho androany, toy ny efa fahazàrako, ary ...

2008-03-25

Kuwait : Mangala-tahaka ny tandrefana amin'ny zavatra rehetra

Manentana ny mpamaky i Frankom [Ar], mpitoraka blaogy iray avy ao Kuwait, hampitsahatra ny fakana tahaka ny Tandrefana amin'ny zavatra rehetra - manomboka amin'ny tantara sy sarimihetsika alefa amin'ny fahitalavitra ka hatramin'ny firesaka amin'ny namana. أحببت أن أحصي عدد الاشياء التي نقوم بها نحن .. هل أقول الكويتيون أم الخليجيون أم ...

2008-01-23

Koety: Scarlett Johansson tany KoetyPhotos post

Namangy tany Koety ny mpanakanto mpilalao an-tsarimihetsika Scarlett Johansson, velom-panontaniana i Mark : How does one go about getting access to US camps in Kuwait? “Lalana inona ary no tokony arahina mba hazahoana alàlana hiditra ny toby Amerikana aty Koety aty ?”

2007-12-18

Koety: krizin'ny atody

Mpamaham-bolongana Koesiana Nibaq no mamakafaka lalindalina ao amin' ity lahatsoratra ity  ny anton'ny krizin'ny atody ao amin'ny firenena misy azy. Nambarany ao ary fa raha mahatratra 1.000.000.000 ny isan'ny atody lanin'ny firenena ao anatin'ny taona dia ny 40 isan-jaton'izany ihany no mba vokatry ny ao an-toerana fa ny ankoatra izay dia atody ...

2007-12-01

Masoarabo: Henakisoa Halal

Ny tena dikan’ny teny hoe masoarabo eto moa dia hoe “fomba fijery arabo”. Ny Silamo, tahaka ny Jodaisma dia mandrara ny mpikambana ao aminy tsy hihinana henakisoa. Saingy inona moa no hitranga raha misy tsahotsaho fa misy fanomezandalana ara-pivavahana na ‘Halal’ hita eny an-tsena? Ity misy adihevitra nataona mpamaham-bolongana sy ...

2007-11-22

Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%

Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr'ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy. Amira Al Hussaini