· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Mey, 2012

Jordania: “Misaotra” Ny Fanjakana Ny Jordaniana

  23 Mey 2012

Mampiasa ilay tenifototra #شكرا, na "misaotra anao", ireo Jordaniana mpampiasa Twitter mba hitorahana bitsika maneso momba ny nataon'ny fanjakana Jordaniana tamin'ny firenena. Fihetsehana amin'ny filonan'ny dingana fanovàna efa an-dàlana any Jordania ireo bitsika ireo.