· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Janoary, 2012

Jordania: Avia Avia Fanala ô!

  28 Janoary 2012

Ela ny ela tonga ao Jordania ihany rehefa ela niandrasana ilay vahiny fotsy, rehefa nandalo indroa ny hatsiaka maina dia tonga izy saingy nitsonika vetivety. Mbola tsy niangona akory dia efa nitondra hafaliana sy haravoana ho an'ireo niandry azy. Vantany vao nirotsaka tany amin'ny faritra be tendrombohitr'i Jordania ny ranomandry...