· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Septambra, 2011

Jordana : Adin'ny MP (Mambran'ny Parlemanta) Amin'ny Tanora

  27 Septambra 2011

Ny fivorian'ny Antenimiera tao Amman, Jordana tamin'ity herinandro ity, no niatombohan'ny tsy fahafalian'ny mponina, indrindra teny anivon'ny vondrom-piarahamonin'ny tanora. Ireo tanora Jordaniana dia romotra be tao anatin'ilay adihevitra. Nanazava i Nadine Toukans.