· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Oktobra, 2010

Jordania: Ho any Palestina, Mitondra Fitiavana

  08 Oktobra 2010

Tamin'ity herinandro ity ireo mpitoraka bilaogy ao Jordania, izay ny ankamaroany dia manana razambe Palestiniana, dia nanoratra betsaka mikasika ny olana mianjady amin'ny Lafintany Andrefana (Cisjordanie) sy ny Afovoany-Atsinanana.