· Mey, 2009

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Mey, 2009

Jordana: Manakaiky ny fitorahana blaogy momba ny Andro ho an'i Jordana

  09 Mey 2009

Nanombola ny Blaogy momba ny Andro ho an'i Jordana,  fandraisana andraikitra nataon'i Qwaider efa hatramin’ny taona 2008.  Ny 12 Marsa isan-taona no andro nofidian'ireo mpitoraka blaogy Jordaniana na tsia, entina anoratana momba an’i Jordana. Avy ao amin’ny teny nentin’ireo mpitoraka blaogy tompon'ity hevitra  ity, hoy i Qwaider : “ity indray...