Tantara misongadina momba ny Jordan
Arabia Saodita: M-Rock ny vehivavy Saodiana
Vondrona tovovavy saodiana izay no nanandratra ny feon'izy ireo mba ho re - tamin'ny fomba tsy mbola fahita firy tao Arabia Saodita mpandala ny fomban-drazana.
Ao amin'ny Muslimah Media Watch, dia hoy i Ethar mitantara izany ho antsika :
Misy buzz izay any amin'ny aterineto miresaka momba tarika mpiangaly rock iray vao ...
Jordana: Inona no famakin'ny zanatsika?
"Inona no famakin'ny zanatsika ?" hoy Batir Wardam jordaniana (Ar) manontany, nanoloana ny fangatahan'ity zazavavy iray naniry hividy bokin'ankizy tao amin'ny toeram-pivarotam-boky iray kanefa nodian-dreniny fanina fotsiny.
Nandritry ny naha tao amina toeram-pivarotamboky iray azy no nandrenesan' i Wardam ny resaky ny zazavavy iray sy ny reniny:
قبل فترة وبينما كنت أشتري ...
2009-09-29
2009-06-25
Tontolo Arabo: Aleo hanao izay tiany eo ny Iraniana
Nitana ny votoatin'ny bilaogy arabo efa ho herinandro izao ny fifidianana filoham-pirenena sy ny vokany natao tany Iran, miaraka amin'ny fanehoan-kevitr'ireo mpitoraka bilaogy eny rehetra eny.
Mangataka an'izao tontolo izao i Harrega mpitoraka bilaogy jordaniana hiala mandritra ny famahanan'ny Iraniana samy irery ny aferany:
Nifidy ry zareo, na marina io fifidianana io ...
2009-05-09
Jordana: Manakaiky ny fitorahana blaogy momba ny Andro ho an'i Jordana
Nanombola ny Blaogy momba ny Andro ho an'i Jordana, fandraisana andraikitra nataon'i Qwaider efa hatramin’ny taona 2008. Ny 12 Marsa isan-taona no andro nofidian'ireo mpitoraka blaogy Jordaniana na tsia, entina anoratana momba an’i Jordana.
Avy ao amin’ny teny nentin’ireo mpitoraka blaogy tompon'ity hevitra ity, hoy i Qwaider :
“ity ...
2009-04-20
2009-03-06
Tontolon’ny Arabo: Fety nahaterahana fampieritreretana
Maro ny mpitoraka bolongana manerana ny tontolo Arabo no maneho aterineto ny fety nahaterahana amin’ny alalan’ny lahatsoratra filozofika, izay mitantara ny fiainana, ny fanantenana, ny zava-bita ary ny nofinofin’izy ireo.
2009-02-17
Tontolon’ny Arabo: Very eny an-dalana ny asa?
Araka ny lohatenim-baovao izay milaza mazava ny faharavan’ny toekarena dia manohy ny famehezan-kibony tahaka ny governemanta ireo orinasa sy ny isam-batan’olona, ireo mpitoraka blaogy manerana an’I tontolon’ny Arabo dia miditra an-tsehatra ary manontany hoe: “ho avy eto aminay ve ny tsy fisian’ny asa?”
2009-02-15
Andro manokana StValentin: Misy ny fitiavana ve eny amin’ny lanitry proche Orient?
Raha misy dikany anarivony ny sary iray, dia io no sarin'i Cece, izay miorina anelanelan'i Bahrain sy Kuwait, nalefany amin’ny bolongana mba hamehy ny fahatsapany mikasika ny fetin’ny mpifankatia (saint Valentin).
na dia tsy irery aza izy amin’ny fanazavana ny fombafomba, izay mbola vaovao tanteraka ho an’ny faritra, ny hafa kosa ...
2008-12-31
Miresaka momba ny Gaza ny tontolon'ny Twitter @ ankapobeny
Fomba fitorahana bolongana vaovao (na famahanam-bolongana vaovao) ny Twitter , na mizotra izao ny tantara. Tsy misy mampivandravandra azy ankoatra ny amin’ny fotoanan’ny krizy: nandritra ny fanafihana tany Bombay, mila ho isa-minitra ny mpampiasa ny Twiter no mamatsy vaovao, ary ankehitriny, satria mitohy ny fandarohana avy eny an-habakabaka Isiraelianina an’ny Gaza dia ...
2008-12-27
Tonga any Jordana ilay mpihazakazaka hitety an'izao tontolo izao
Mihazakazaka mamakivaky ny kaontinanta efatra hampiroborobo ny zavatra iraisan'ny kolontsaina rehetra ilay Danoà Jesper Olsen. Manoratra momba izany indrindra ny Ambasadaoro Danoà any Jordana HE.Thomas Lund-Sørensen :
As I am writing these lines the Ultra Runner Jesper Olsen from World Run II is crossing the Ramtha border control (hopefully without ...






