· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Novambra, 2013

Teny Fanintonana – Na Teny Fikotikotiana – Palestiniana

  09 Novambra 2013

Nanjary fanao ara-kolontsaina ao amin'ny firenena an'ady ny hatsikana, indrindra hatsikana manapa-tsinay. Nalaza be vao haingana tao amin'ny Twitter ny teny ifankafantarana #PalestinianPickUpLines, ary nahazo lohahevitra vaovao am-polony tao anatin'izay andro vitsy lasa izay