· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Marsa, 2013

Isiraely Mampiditra Zotra Mitokana ho an'ny Jiosy ho an'ny Arabo

  05 Marsa 2013

Nampihatra Bus [zotra] misaraka ho an'ny Jiosy sy ny Arabo, mampitohy an'i amoron'i Jordania amin'Isiraely nanomboka androany [4 marsa 2013] i Isiraely. Niontana tamin'izany vaovao izany ny mpiserasera, milazalaza an'i Isiraely ho mampihatra ny fanavakavahana sy ny apartheid.