· Mey, 2012

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Mey, 2012

Palestina: Fitokonana Faobe Tsy Hihinan-kanina Ataon'ireo Voafonja

  07 Mey 2012

Nanomboka fitokonana tsy hihinan-kanina mandritra ny fotoana tsy voafetra ireo gadra Paletsiniana ny 17 Aprily teo mba hanoherany ny fepetra fihazonana any amin'ireo fonja Israeliana. Ilay natomboka tany am-boalohany ho toy ny hetsi-panoheran'olom-bitsy no nitombo amin'izao fotoana ka lasa misy mpandray anjara an'arivony.