· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Desambra, 2011

Ejipta : Fanondranana Ny Taovan'Ireo Mpifindra Monina Ao Sinai

  07 Desambra 2011

Ny Vondrona Iraisam-pirenena Miaro ny Zon'olombelona, ao anatin'izay ny ao Israely, dia nanao fanambarana entitra fa ireo mpifindra monina Afrikana dia tazonina mba hakàna vola, ampijaliana, ary iharan'ny fanondranana ihany koa. Ny mahataitra indrindra dia ilay fanambarana fa ny famarotana taovan'olombelona dia miroborobo ihany koa.