· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Febroary, 2011

Afovoany Atsinanana: Fanarahana maso akaiky kokoa ny Fitroatr'i Tonizia

  15 Febroary 2011

Raha manohy miatrika ireo zava-nitranga nihazakazaka be tao anatin'ny andro vitsy lasa izay nahitàna ny fialàn'i Zine El Abidine Ben Ali sy ny fitsoahany an'i Tonizia ry zareo Toniziana, ny mpitoraka bilaogy Arabo kosa mizara ny eritreriny sy ny fandinihany mikasika ny fitroatry ny Toniziana ary ny dikan'izany eo amin'ny ambin'ny faritra rehetra.