· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Jolay, 2010

Jordania: Vita avy any Israely

  05 Jolay 2010

Ny fahitana ireo entana vita avy any Israely dia mbola miteraka hatairana manerana ireo firenena Arabo. Osama Al Romoh avy any Jordania dia mampiseho ny hatairany (Ar) rehefa nahalala fa manome akanjo famoahana voafono kitapo vita avy any Israely an'ireo mpianany ny Anjerimanotolo lehibe iray.