· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Marsa, 2010

Tezitra amin'ny fanambaran'i Isiraely momba ny Moske Ibrahim ny Palestiniana

  05 Marsa 2010

Nanao fanambarana vao haingana ny Praiminisitra Isiraeliana Binyamin Netanyahu fa manam-pikasana ny hametraka ny Fasan-dRahely any Bethlehema sy ny Mosake Ibrahim/Zohin'ny (Fasan'ny) Patriarka any Hebron, izay samy any Cisjordanie, samy faritra fehezin'ny firenen-kafa izy roa ireo, ho toerana Lovan'ny Jiosy. Nampitroatra ny Palestianiana izany fanambarana izany; Heverina ho toeram-pandevenana an'i...