· Oktobra, 2009

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Oktobra, 2009

Israely: Horonantsary maneho ny olan'ny fanakatonana ireo sisintanin'i Gaza

  28 Oktobra 2009

Eo amin'ny tontolon'ny blaogy Israeliana, tsy dia tsapantsika loatra hoe misy mihaino na dia tsy misy miteny aza, izay no nitranga tamin'ny fanombohan'ny sarimihetsika fohy antsoina hoe “Closed Zone.” Sarimihetsika maharitra 90 segondra momba ireo faritra fivezivezena nohidiana any Gaza, “Closed Zone” izay efa in-31.600 nojerena  ary ahitana tsikera 200...

Isiraely: “fanavakavahana tsotsotra” amin'ny fitateram-baovao

  27 Oktobra 2009

Eo ho eo amin'ny 20%-n'ny mponina, ireo Palestiniana mizaka ny zom-pirenena Isiraeliana (antsoina ihany koa hoe Arabo Isiraeliana) no milaza fa voavakavaka amin'ny sehatra maro eo amin'ny andaanandrom-piainana. Nanery am-panahy mpamaham-bolongana Palestiana iray any Isiraely ny fomba fitantaran'ny haino aman-jery lozam-piarakodia niseho vao haingana. Ny mpamahana ny bolongana The Other...