· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Febroary, 2008

Vehivavy antitra indrindra mbola velona

  17 Febroary 2008

Kabobfest no manaitra antsika fa misy vehivavy Palestianiana, teraka tamin'ny taona 1888 mipetraka any Isiraely mbola velona amin'izao fotoana izao. Izany hoe 120 taona izy amin'ity taona ity. Misy sariny ao amin'ny rohy ao.