· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Israely tamin'ny Novambra, 2007

Isiraely: Fony namono an’I Rabin i Yigal

  08 Novambra 2007

Indroa praiminisitry Isiraely Atoa Yitzak Rabin dia tamin’ny 1974 – 1977 sy tamin’ny 1992 ka hatramin’ny namonoana azy tamin’ny 1995. Efa nahazo ny loka Nobel momba ny fandriampahalemana Atoa Rabin raha novonoin’ilay mafana fo antsoina hoe Yigal Amir avy amin’ny hery farany havanana indrindra izay nanohitra tamin’ny heriny rehetra ny...