Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Febroary, 2011
Iràka: Manomboka ny andron'ny fahatezerana
Androany dia manamarika ny andro ny fahatezerana ao Iraka satria Irakiana an-jatony no nidina an-dalambe mba hitaky fanovana sosialy sy toekarena ary ny fanafoanana ny kolikoly. Na ny mpanohana ny fiovana na ny mpanohana ny fanavaozana na ireo mpanohitra ny governemanta dia nivory manerana an'Iraka androany maraina, mba hifanehatra amin'ny...