· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Iràka tamin'ny Avrily, 2008

Kristiana any Iraka

  25 Avrily 2008

Taorian'ny famonoana ny Eveka Kristiana tany Mossoul, Frencheagle [voromahery Frantsay] izay Frantsay sady Libaney dia mizara ny fanahiany mikasika ny toe-draharaha iainan'ny Kristiana any Iraka : […] l’assassinat de l’évêque chaldéen de Mossoul amène au devant de la scène les difficultés rencontrées par une communauté chrétienne d’Irak, aujourd’hui estimée à...

SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo

  20 Avrily 2008

Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana, Iraka, Palestina, Bahran sy Yemena. Hareega, jordaniana mpitoraka blaogy, izay mpitsabo no anton'asany, dia mitatitra ‘resaka manafintohina nifanaovany tamin'olom-pantany iray...

Iràka: Mitohy ny ady eo amin'ny andian'olomaro sy ny fanjakana

  18 Avrily 2008

“Mitohy ny ady eo amin'ny andian-jiolahy (fomba filazany azy io raha mpiady anaty akato kosa amin'ny fiteny hafa) sy ny fanjakana, ary mbola ho ela no ahataperan'izany. Mitohy ihany koa ny filazana ampahibemaso avy amin'ny andaniny sy ny ankilany nefa tsy misy mampanantena vahaolana diplaomatika amin'ity raharaha ity hamahana ny...

Iraka:Fotoana iray manan-tantara

  09 Avrily 2008

Ady ao Basra… tsy fahazoana mivezivezy amin’ny alina any Bagdad… fanafihana an’habakabaka any amin’ireo tanan-dehibe… avy eo fampitsaharana poa-basy… fa inona no mitranga eto an-tany e? Tatitra iray tamin’ny BBC no nilaza fa zava-poana ny hetsika natao tany Basra – maro no azonao andikana (hamenoana) azy araka izay tianao. Ary...

Qatar: Lalam-pandresena

  02 Avrily 2008

Miarahaba ny ekipam-pirenen’i Qatar amin’ny baolina fandaka i Saddavi ao amin’ny Qatar Living tamin’ny nahazoany isa telo voalohany amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka erantany izay hotontosaina any Afrika Atsimo 2010 (Fifa World Cup), raha nandresy ny tompondakan’i Azia Iràka tami’ny isa 2-0.