· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Jona, 2012

Iran: Hiran'ny Fahafahana

  25 Jona 2012

Ny United4Iran, fikambanana iray tsy mitady tombontsoa manao fampielezan-kevitra momba ny zon'olombelona any Iran, dia manao dingana miaraka amina rakikira ao anaty aterineto voatokana hamelona indray ny fanantenana hisian'ny fahalalahana miteny ho an'ireo Iraniana.