· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Febroary, 2012

Iran: Tapaka ny Aterineto Ny Andro Alohan'ny Hetsi-panoherana

  17 Febroary 2012

Zava-misy iainana isan'andro ao Iran ny aterineto miadam-pandeha sy ny fanivanana, saingy tamin'ny farany teo, nilaza ny tati-baovao tao an-toerana fa nanjary tsy azo nidirana ny mailaka sy ny tranokala voaaro (https:) , no sady miadam-pandeha ihany koa ny Aterineto ary tsy mahatafasokatra ny pejy fidirana ny rindrambaiko (logiciel) manohitra ny sivana....

Boky Vaovao Momba Ny Ady Erantany Ho An'ny Fahalalahan'ny Aterineto

GV Mpisolovava  09 Febroary 2012

Fomba ahoana no hahazoana antoka fa hoe ny aterineto dia mivoatra mankany amin'ny làlana iray hifanindran-dàlana amin'ny demaokrasia? Ary ahoana no fomba hahatonga antsika ho "mpiondana aterineto" mandray andraikitra ho an'ny hoaviny ara-dizitaly? Io no lahahevitra nofinidin'i Rebecca McKinnon ho an'ny boky vaovao nosoratany: "Fifaneken'ireo mpifandrohy: Ady Erantany ho an'ny Fahalalahan'ny Aterineto."