· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Oktobra, 2008

Iran: fitokonana noho ny hetram-barotra vaovao

  15 Oktobra 2008

Nitokona ho fanoherana ny hetra momba ny varotra 3% vaovao – na fanampin-tsandan-ketra nandritra ny roa volana ny mpivarotra any amin'ny Bazariben'i Teheran, sy ireo any amin'ny bazarin'ny tanàna lehibe Iraniana tahaka an'i Tabriz, Isfahan ary Mashad. Nahanton'ny fitondrana moa ny fampiharana ilay lalàna, ary manondro ny mpitatitra sasany fa...