· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Aogositra, 2008

Iran: Mitondra fivavahana ambony diso fanantenana

  12 Aogositra 2008

Kamangir no mitatitra fa nalahelo (tezitra) tamin'ny ekipan'i Iran ny Mpitarika Vavaka isan-Joma tao amin'ny tanànan'ny mpivavaka ao Mashhad, dia ny Ayatollah Seyed Ahmad Alam Alhoda, satria vehivavy no nitarika azy ireo tamin'ny lanonam-panokafana ny lalao olaimpika.