· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Desambra, 2007

Arahabaina ireo Rising Voices vaovao

  31 Desambra 2007

Naharenesantsika feo vaovao sy mahery avy amin’ny fiaraha-monina tsy dia hita matetika amin’ny aterineto ny nisokafan’ny vondron’ny fantsom-panomezam-baovao avy amin’ny olom-pirenena na ny tetikasa midina an-tsehatra Rising Voices. Niantso tolotra vaovao hampiroboroboana ity fantsom-panomezam-baovao ity indray izahay tamin’ny volana lasa, mba hisafidianana dimy hafa hanampy ireo izay efa amperinasa any...

Iran: Mpianatra telo noafahan'ny fitsarana madiodio

  20 Desambra 2007

Raha inoana ny voalazan'i Daneshjoo blog[Farsi], dia noheverin'ny fitsarana iraniana fa tsy meloka ny mpianatra telo izay efa any amponja manana ireto fanampian'anarana manaraka iretoTavakoli,Ghasaban ary Mansouri. Efa voafonja nandritra ny 9 volana izy ireo ary noterena hanaiky fa nanoratra lahatsoratra manaratsy ny fitondrana. Ankehitriny moa dia tapaky ny fitsarana fa...

Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy

  19 Desambra 2007

Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer vingt-quatre cafés Internet le 16 décembre 2007 à Téhéran. Par ailleurs, vingt-trois personnes, dont onze femmes, ont également été arrêtées...

Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”

  07 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa “Hello Yahoo Project” izay hetsika ivondronan'ireo Iraniana rehetra izay tezitra tamin'ny fihetsik'i Yahoo mba hamafa tsy hampiasa intsony ny Yahoo...