· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Novambra, 2007

Iran : Ny Miaramila Amerikana sy ny ankizy

  27 Novambra 2007

Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana na oviana ny sary toy izao. Tsy lavina hoy Razeno ho fanampiny, fa tantara matroka no sarihin'ny ady, anefa tsindraindray dia mba ahitana...

Bahrain manary ny mahaizy azy

  26 Novambra 2007

Maromaro ny hevitra nibosaka tamin’ity herinandro ity teto Bahrain avy tamin’ny fandalovan’Atoa Mahmoud Ahmadinejad, ny olana amin’ny fananana namana vehivavy, ny olana rehefa sarangotin’ny hovadiana sy ny fianakaviany, ary ny ahiahy fa tsy hitoetra ho Bahrainita intsony i Bahrain afaka fotoana fohy … Manama amin’ny alina Atombotsika amin’ny sary avy...